Dikan'ny teny : mitambororotra
Hampiditra dikany hafa
(tambororotra) mt s. (mitambororota): Mikororosy, mietry, miletsy: Mitambororotra ilay tany nikoa tetsy atsimo tetsy. ? Miriotra midina: Mitambororotra ny fahalalam-pomba amin'izao andro izao. ? Mitaredretra. / Maty tsikelikely.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha