Dikan'ny teny : mitakoritsoka
Hampiditra dikany hafa
(takoritsoka)mt. s.: Manao teny tsy atao ren'ny olona maro; mandefa tsaho an-takona. ΒΆ M.h.: Mibitsibitsika, miritsodritsoka, manao toho-tsofina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha