Dikan'ny teny : misovoka

Hampiditra dikany hafa
(sovoka) mt. s. (misovoha): Mamely tampoka, manampoka: Nisovoka ny fahavalo. 1 Miditra mangina sy misokosoko mba tsy ho hita na ho re: Nisovoka namangy ny hauany izy. ΒΆ M, h.: Misoko. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067