Dikan'ny teny : misonenika
Hampiditra dikany hafa
(sonenika) mt. s. (misoneneha): Mandihy misosa moramora, tsy mikoropadropaka, milamina sy aradalàna tsara.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha