Dikan'ny teny : miso
Hampiditra dikany hafa
1.
(t. tr.) a.: Didy, lalàna: "Raha misy mandika ny miso napetraka, lavinay ambanilanitra ka matinay" (Tokim-panompoana fanao tamin'ny andron-dRanavalona reniny).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
a.: Jer. Meso.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha