Dikan'ny teny : misevosevo
Hampiditra dikany hafa
Misevotsevoka (sevosevo) mt. s. (misevosevo, misevotsevoha): Maimay, dodona, mirotoroto, mikorododo: Ilazao izy tsy hisevotsevoka foana toy izany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha