Dikan'ny teny : misazoka

Hampiditra dikany hafa
(sazoka) mt. s. (misazoha): Mitaky tsy an-drariny, an-keriny, maka tsy andrariny: Nisazoka vola tany amiko izy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0072