Dikan'ny teny : misavoana

Hampiditra dikany hafa
(savoana) mt. s. (misavoàna): Miakatra ambony eny amin'ny habakabaka: Nodakany nisavoana ny baolina. ? Misondrotra, midangana: Nisavoana tampoka teo ny uidin'ny hena. ? Lasa la-vitra loatra: Misavoana izany heuitrao izany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0065