Dikan'ny teny : misavily
Hampiditra dikany hafa
(savily) mt. s.: Mikivilivily, mikapilipily: Aza misavily amin'io rantsan-kazo io ianao sao potraka. ? Miolaka: Hevitra misavily.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha