Dikan'ny teny : misavika
Hampiditra dikany hafa
(savika) mt. P. (misauiha): Mandray (omby) amin' ny tandrony na ny vozony dia mandavo azy: Raha miss misauika omby na manao katsaka hampiseho hery foana, dia analana sikajy isan'olona manao izany. (Fanekem-pokonolona tao Antananarivo tamin'ny 1885). ? Misarangotra amy.,.: Saika potraka izy raha tsy nisavika ny tenako. ? Mihambo zavatra tsy an'ny tena, maka tsy an-drariny: Misauika fananan'olona. - Misavi-drazana: (taloha) nilazana ny lehilahy ambany firazanana nitady haka vady ambony fixazanana noho izy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha