Dikan'ny teny : misarongatra
Hampiditra dikany hafa
(sarongatra) mt. s.: Mitroatra amim-pahatairana: Nisarongatra izy raha uao nahare izany teny fanaratsiana azy izany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha