Dikan'ny teny : misandoka

Hampiditra dikany hafa
(sandoka) mt. p. (misandoha): Milaza tena ho izao na izao: Nisandoka ho iraky ny manam-pahefana izy. ? Milaza tena, mihambo ho tompon-javatra iray, nefa tsy izy: Nisandoka ny antsasaky ny tanimbariko izy fa zanak'olona mpirahalahy, hono, izahay. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0068