Dikan'ny teny : misanasana

Hampiditra dikany hafa
(sanasana) mt. s. (misanasanĂ ): (vava) Misokatra be ka tsy miafina ny ao anatiny fa miharihary daholo, mitanatana: Nisanasana ny uauan'ilay alika ka nandositra aho. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0078