Dikan'ny teny : misamboritra
Hampiditra dikany hafa
(samboritra) mt. s. (misamborita): Misikina lamba: Ny uehivauy matanjaka tao an-tanĂ na dia nanampy ny lehilahy...; ny sasany kosa dia nirary ka nisamboritra, nihira nangataka an'Andriomanitra mba hiaro ny mpiadiny. (M. Rasam) 1 h.i.: Mitondra akanjo vorokitsay, tonta, maloto: Misamboritra uorodamba.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha