Dikan'ny teny : misamboaravoara

Hampiditra dikany hafa
(samboarauoara) mt. s.: Mihetsika mahery ka mitambolimbolina, mitroatra izaitsizy, mitopatopa sy mivalombalona fatratra ka mitsamboamboatra: Nisamboarauoara aoka izany ny ranomasina androany, 1 h.o.: Mitroatran-katezerana, mihavatravatra: Nisamboaravoara tamin'ny mpianatra izy fa nisy nananihany azy tamin'izy ireo. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0071