Dikan'ny teny : misalotra
Hampiditra dikany hafa
(salotra) mt. s. (misalora): Mitondra salotra: Hitako misalotra Rangahy iny rehefa mianjaika. 1 Mitafy ilany kely izay tsy mahasarona ny tena manontolo: Nisalotra tapa-damba kely misoratra teny am-bozony izy. 1 Manao akanjon'olona, indrindra raha akanjon'olona ambony voninahitra noho ny tena: Sahinao ve ny hisalotra ny akanjo-na lietnà nefa ianao uao kaporaly?
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha