Dikan'ny teny : misalesaka

Hampiditra dikany hafa
(salesaka) mt, s.: Mitresaka eo amin'ny afovoany; misaraka roa: Mahagaga fa nisalesaka foana teo ilay volany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0086