Dikan'ny teny : misalehotra
Hampiditra dikany hafa
(salehotra) mt. s. (misalehora): Mai.maika foana; sahisahy; miselontselona amin'ny raharahan'ny sasany: Iza no nilaza taminy hoe misalehora amin'ny zavatra tsy mikasika azy!
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha