Dikan'ny teny : misakantsakana

Hampiditra dikany hafa
(sakantsakana) mt. p.: Manampontsampona: Misakantsakana ny asako koa ireny mpamangy ireny! Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0068