Dikan'ny teny : misaka
Hampiditra dikany hafa
(saka) mt. p. (misakà): Maka, mihalotra (foza na orana) amin'ny tanana ao anaty lavany. 1 Mandray (lehilahy) amin'ny ankasarotany raha miady aminy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha