Dikan'ny teny : misaina

Hampiditra dikany hafa
(saina) mt. s.: Mampiasa ny saina, ny fahazoana mahazo: Raha mba olombelona misaina koa... 1 Mandinika, mieritreritra: Reuo misaintsaina ny amin'ny fanahy aho. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0075