Dikan'ny teny : misahirana
Hampiditra dikany hafa
(sahirana) mt. s. (misahiràna): Manao asa mamizana, manasatra: Aza misahirana manao sakafo ho ahy ianareo fa efa nihinana aho talohan'ny hivoahako. 1 Miahiahy be, very hevitra: Misahirana izaitsizy mba hanao trano.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha