Dikan'ny teny : misafosafo
Hampiditra dikany hafa
(safosafo) mt. s. (misafosafoa): Mandambolambo zavatra amin'ny tanana: Nisafosafo ny lohan-janany Rasoa. 0 Mirefarefa: Misafosafo amin'ny tany ny moron-tongotr'akanjonao fa ampakaro. 0 Vorona na fiaramanidina rafla hikasika ny tany: Nahafinaritra ny nijery ilay uintsy nisafosafo teny ambony rano.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha