Dikan'ny teny : misabaka

Hampiditra dikany hafa
(sabaka) mt. s. (misabakà): Mijoro ka ahataka ny tongotra roa ho malalaka ny elanelany: Misabaka fandeha izy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0077