Dikan'ny teny : mirongaronga
Hampiditra dikany hafa
(rongaronga) rat. s.: Mitombo haingana, maroroka izaitsizy ao anatin' ny fotoana tsy ela: Mirongaronga er? ity zanakao faralahy ity.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha