Dikan'ny teny : miromodromotra
Hampiditra dikany hafa
(romodromotra) mt, s.: Misy nifinifiny ohatra ny tsofa na taratasy ratsy farana. 0 h,o,: Mirintona tezitra ka mampiseho nify.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha