Dikan'ny teny : mirohotra

Hampiditra dikany hafa
(rohotra) mt, s. (mirohota): Miara-mandeha ma-ro be, mizotra miara-be: Ra-ha vao nahare ny mozika nitatatata ny mpianatra dia nirohotra nivoaka hijery, ΒΆ M,h.: Misesika, mibosesika, miridana, manao dia be, manao rodom-be, manao tsy omby aloha, manao rano vaky, mitanitsa-kitro. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.007