Dikan'ny teny : miroahana
Hampiditra dikany hafa
(roahana) mt. s.: Misalasala, sanganehana, mihambahamba tsy matoky te-na: Niroahana be ihany izy alohan'ny handehanany, ΒΆ M.h.: Misalasala, miahanahana, mihambahamba, miherohero.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha