Dikan'ny teny : miroa
Hampiditra dikany hafa
(roa) mt, s.: Tsy fiteny afa-tsy raha miaraka amin' ny teny toy ny hoe hevitra, saina, tany, fonenana, 1ela..., ka ny heviny dia hoe: ma-nana (hevitra...) tsy tokana fa roa: Miroa saina Rakoto: sady ta handeha no te h?anona. • F.-p.: Miroa hevitra, miroa saina: misalasala, tsy tapakevitra amin'izay atao. / Miroa tany, miroa fonenana: manao trano na fonenana roa ka indraindray mipetraka any amin'ny anankiray, indraindray any amin'iiay iray hafa. j Tsy miroa fo: enti-milaza faherezana miasa na manao raharaha satria amin' ny asa tokana ihany ny fony.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha