Dikan'ny teny : mirivirivy
Hampiditra dikany hafa
(rivirivy) p.t.: Entimilaza famelezana sesilany, ka tsy fampiasa raha tsy miaraka amin'ny teny toy ny hoe kapoka, tehamaina: Kapoka miriviriuy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha