Dikan'ny teny : miritsoka

Hampiditra dikany hafa
(ritsoka) mt. s. (miritsoha): Mibitsika, milaza zavatra mangingina. 0 h.i.: Ity rivodrovotra an-tanin' olona / mitsoka maraina dia mitambolona / Hariva ny andro vao mba miritsoka. (Ny Avana) Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.008