Dikan'ny teny : miripaka
Hampiditra dikany hafa
(ripaka) p.t.: Voany betsaka; maty daholo, ringana, levona, lany: Niripaka ny akoho tao an-tanĂ na tratran'ny barika.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha