Dikan'ny teny : miringiringy
Hampiditra dikany hafa
(ringiringy) mt. s. ( miringiringia): Miteronterona, mitsangana amin'ny rantsantongotra: Niringiringy teny ambony tamboho ny anao lahy ka nianjera. • h.o.: Miavona ka mirehareha foana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha