Dikan'ny teny : mirindra

Hampiditra dikany hafa
(rindra) mt. s.: Milamina, milanto: Mirindra tsara ny fianarana eto aminay. . 1 Mifanaraka: Mirindra tsara ny Mpampianatra sy ny Tale. * Miditra, miady tsara: Mirindra ny andahiny sy ny ambauiny amin'ity rafitra ity, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0106