Dikan'ny teny : miriatra

Hampiditra dikany hafa
(riatra) mt. s. (miriata): Mandositra. ? Lasa mirintona: Notenenina kely fo-ana ny anao dia niriatra. 1 Mitsiaka, rovitra ka heno mitsefaka ny faharovitana: Niriatra ny pataloany. F? Mipoaka mafy tampoka; mikotrokotroka: Matahotra mafy ny zafy keliko raha misy varatra miriatra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0098