Dikan'ny teny : miresaresa

Hampiditra dikany hafa
(resaresa) mt. s. (miresaresà): Mandeha miadana toy ny tsy afaka mamindra, miretareta: Jereo ity olona katavy fa miresaresa mahatsikaiky. ~ Mitaredretra: Misy mpianatra miresaresa foana et?, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0085