Dikan'ny teny : mirendrarendra
Hampiditra dikany hafa
(rendrarendra) p.t.: (zavatra) Madera, vita ravaka kanto. ? (olona) Miedinedina, mihambohambo, manandriandrian-tena.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha