Dikan'ny teny : mirehoka

Hampiditra dikany hafa
(rehoka) mt. s.: Mitrona (toy ny omby vonoina efa ho faty). 1 Enti-milaza ny olona miala aina, izay mitrona mafy. ? Mandrahona mafy amin-katezerana. 1 Enti-milaza ny voditongo-kiraro lany sady mivilana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0068