Dikan'ny teny : miredareda
Hampiditra dikany hafa
(redareda) mt. s.: Misy lelafo be mahafinaritra sy maharitra: Aza ampiana kitay intsony, fa efa miredareda ny afo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha