Dikan'ny teny : mirebika

Hampiditra dikany hafa
(rebika) mt, s. (mirebiha): Mandihy mitsinjaka. * Mandihy mampihetsika ny vatana sy ny sandry ara-ba. 1 (miaramila) Mandihy sady mampandihy ny fiadiana eny an-tanany. • a.: Antokona Tsimandoa ambony indrindra natao ho mpanotrona andriamanjaka. - F.-p.: Mirebika antsan'o1ona: mandihy mandritra ny ihiran'ny sasany.l h.o.: miara-paly amin'izay mifaly. * Ohab.: Androngo: tapaka vao mirebika: enti-milaza olona mifaly aorian'ny fahoriana nihatra taminy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0096