Dikan'ny teny : mirazotra

Hampiditra dikany hafa
a.: Tsipika mitovy elanelana hatrany amin'ny tsipika iray hafa: Ny tsipika AB dia mirazotra amin'ny tsipika DE. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0072