Dikan'ny teny : miravona
Hampiditra dikany hafa
(ravona) mt. s.: Voatototra ka manjary mitovy tantana; tsy misy avo sy iva; voalamaka; mitovy: Efa mirauona izao ny tokotany ka hatsangana amin'izay ny trano.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha