Dikan'ny teny : miraviravy
Hampiditra dikany hafa
(raviravy) mt. s. (miraveraveza): Mihantona, mikiramborambo: Tapaho io hoditra mirauirauy ia. - F.-p.: Mirauiravy tanana: kivy, diso fanantenana, gai-na. / Mirauiravy ny masoandro: efa hariva, madiva hilentika, mby hisoka ny masoandro. / Tsy maharitra ny me-na mirauirauy: tsy mahatohitra ny fakampanahy. * Ohab.: Raha manao tsy ambinina, ampisambory fa ha-urina ory; fa raha mirauirauy tanan-tsy manao, auelao hivarina aman-tany: enti-milaza fa izay miezaka — na tsy ambinina aza— dia mendrika ny hampiana, fa izaY mitomoemoe-poana kosa, tsy tokony hokarakaraina: ¶ M.h.: Mihantona, mikiraviravy, mirazorazo, mikirazorazo, miramborambo, mikiramborambo, mirozaroza, mikirozaroza, mitarozaroza, mikirombaromba, mitarozaka, mikivilivily, misahondrahondra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha