Dikan'ny teny : miratra

Hampiditra dikany hafa
(ratra) p. t.: Enti-milaza ny volana izay tsy boribory intsony fa efa nahabangana: Hefarana izay no fenomanana ka efa miratra ny volana. - F,-p.: Mira-bolana: mihabanga na raya ny maha-boribory ny volana fenomanana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0077