Dikan'ny teny : miraraka
Hampiditra dikany hafa
(raraka) mt. s.: Mianjera na mihintsana ka miely: Nisy ranomanitra niraraka teto. / Niraraka teto ny vonim-boasary.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha