Dikan'ny teny : mirapaka
Hampiditra dikany hafa
(rapaka) mt. s na p. t.: Tafintohina ka latsaka any anaty lavaka, mitsofoka tampoka ao anaty lavaka; mitsarapaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha