Dikan'ny teny : mirantiranty

Hampiditra dikany hafa
(rantiranty) mt. s. (mirantirantia): Mitandahatra amin'ny toerana avo na mora hita ka tazana avy lavitra na miharihary tsara: Mirantiranty eny amin'ny talantalana ny entam-barotra amin'ny ankabeazan'ny mangazay. / Nirantiraty teny an-dauarangana ny fianakauian-dRazazauauy teo ampiandrasana ny mpangataka. • Mitsangantsangana mitandahatra (zavamaranitra na fiadiana): Nirantiranty nanaraka ny rindrina ny benitry ny miaramila. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0075