Dikan'ny teny : mirakorako
Hampiditra dikany hafa
(rakorako) mt. s.: Enti-milaza ny volo tsy mirandrana fa misavoritaka, tsy milamina fa midrakadraka na mitsibolobolo: Nirakorako uolo ny olona taloha rehefa m isao na.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha