Dikan'ny teny : miraharaha

Hampiditra dikany hafa
(raharaha) mt. s. na mt. p. (miraharahà): Mikarakara: Tsy miraharaha ny zanany akory izy. • Mihevitra, mieritreritra, midinika: Miraharaha ny amin'ny fanambadian'ny zanany ireo fianakaviana roa ireo. • Miahy, mikanonkanona: Rakoto no miraharaha ny uarotray. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0234