Dikan'ny teny : mipotsaka
Hampiditra dikany hafa
(potsaka) mt. s. (mipotsaha): Mivoaka ivelan'ny tranony: Miki hipotsaka ny masony. 1 Mivoaka, miseho avy ao: Misy nana mipotsaka avy ao omin'ny vay. / Mahatsiravina ny nahita ny taolana nipotsaka avy ao anatin' ny nofo. 0 h.i.: Miarina, mivoaka avy ao am-pandriana: Tamin'ny telo maraina izy dia nipotsaka avy tao ampandriana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha